-
2 Mpanjaka 23:26Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
26 Tsy nitony mihitsy anefa ny fahatezeran’i Jehovah, fa mbola tezitra be tamin’ny Joda foana izy noho ny zava-drehetra manafintohina nataon’i Manase mba hampahatezitra azy.+
-
-
Ezekiela 24:14Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
14 Izaho Jehovah no efa niteny, ka ho tanteraka tokoa izany. Dia hanao zavatra aho fa tsy hisalasala, na halahelo, na hanenina.+ Hotsarain’izy ireo araka izay nataonao sy izay vitanao ianao’, hoy i Jehovah Tompo Fara Tampony.”
-