-
Isaia 13:14Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
14 Ho toy ny gazela hazaina sy ho toy ny andian’ondry tsy misy manangona izy ireo,
Ka samy hiverina any amin’ny fireneny avy,
Ary samy handositra any amin’ny taniny avy.+
-