Ezekiela 23:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 “Izao àry no tenin’i Jehovah Tompo Fara Tampony aminao, ry Oholiba: ‘Hoentaniko ireny lehilahy niarahanao ireny,+ dia ireo nialanao satria nahatofoka anao. Hoentiko hanafika anao avy any amin’ny vazan-tany efatra ireny,+ Ezekiela 23:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Dia hesorin’ireny ny akanjonao,+ ary hendahany ny firavakao tsara tarehy.+
22 “Izao àry no tenin’i Jehovah Tompo Fara Tampony aminao, ry Oholiba: ‘Hoentaniko ireny lehilahy niarahanao ireny,+ dia ireo nialanao satria nahatofoka anao. Hoentiko hanafika anao avy any amin’ny vazan-tany efatra ireny,+