-
Isaia 44:11Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
11 Ho menatra daholo ny mpiara-miasa aminy.+
Olombelona ihany mantsy ireo mpanao asa tanana.
Asaivo mivory izy rehetra dia maka toerana.
Ho raiki-tahotra izy ireo sady ho menatra daholo.
-