FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jeremia 50:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 “Toy ny ondry miely eny rehetra eny+ ny vahoakan’Israely. Naparitaky ny liona izy ireo.+ Nandrapaka azy aloha ny mpanjakan’i Asyria,+ dia nikepokepoka ny taolany avy eo i Nebokadnezara* mpanjakan’i Babylona.+

  • Jeremia 51:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Hamaly an’i Babylona sy ny mponina rehetra any Kaldea aho

      Noho ny ratsy rehetra nataony tao Ziona, teo anatrehanareo”,+ hoy i Jehovah.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara