Isaia 21:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Nisy fahitana mahakivy naseho tamiko: Mivadika ny mpivadika,Ary mandringana ny mpandringana. Miakara, ry Elama! Manaova fahirano, ry Media!+ Hatsahatro daholo ny fisentoana vokatry ny nataony.+
2 Nisy fahitana mahakivy naseho tamiko: Mivadika ny mpivadika,Ary mandringana ny mpandringana. Miakara, ry Elama! Manaova fahirano, ry Media!+ Hatsahatro daholo ny fisentoana vokatry ny nataony.+