-
Jeremia 25:27Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
27 “Koa lazao amin’izy ireo hoe: ‘Izao no tenin’i Jehovah Tompon’ny tafika, Andriamanitry ny Israely: “Misotroa, manaova mamo, mandoava, ary mianjerà mba tsy ho tafatsangana intsony+ ianareo, noho ny sabatra alefako hamely anareo.”’
-