-
Habakoka 2:13Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
13 Tsy i Jehovah Tompon’ny tafika ihany ve no mahatonga ny asa mafy ataon’ny vahoaka ho levon’ny afo fotsiny?
Ary tsy izy ihany ve no mahatonga ny ezaka mafy ataon’ireo firenena ho very maina fotsiny?+
-