1 Tantara 6:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 I Azaria niteraka an’i Seraia,+ ary Seraia niteraka an’i Jozadaka.+ Ezra 7:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Ary niverina i Ezra*+ tatỳ aoriana, tamin’ny fotoana nanjakan’i Artaksersesy+ mpanjakan’i Persa. I Ezra dia zanak’i Seraia,+ zanak’i Azaria, zanak’i Hilkia,+
7 Ary niverina i Ezra*+ tatỳ aoriana, tamin’ny fotoana nanjakan’i Artaksersesy+ mpanjakan’i Persa. I Ezra dia zanak’i Seraia,+ zanak’i Azaria, zanak’i Hilkia,+