-
Jeremia 9:9Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
9 “Koa tsy tokony hataoko ampamoaka ve izy ireo noho izany?”, hoy i Jehovah.
“Ary tsy tokony hamaly ny nataon’ny firenena toy izany ve aho?+
-
-
Jeremia 44:22Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
22 Koa tsy zakan’i Jehovah intsony tamin’ny farany ireo zavatra ratsy sy maharikoriko fanaonareo. Dia rava ny taninareo sady tsy misy mponina intsony, ka nahatonga ny olona hihorohoro sy hampiasa ny anarany rehefa manozona, toy ny amin’izao andro izao.+
-