3 Dia niditra tao amin’ilay tanàna daholo ny andrianan’ny mpanjakan’i Babylona ka nipetraka teo amin’ny Vavahady Afovoany.+ Ireto avy izy ireo: I Nergala-sarezera Samgara, Nebo-sarsekima Rabsarisa, Nergala-sarezera Rabmagy, ary ny sisa rehetra tamin’ireo andrianan’ny mpanjakan’i Babylona.