Amosa 8:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Ka miteny hoe: ‘Rahoviana vao ho tapitra ny fetin’ny tsinam-bolana+ mba hivarotanay varimbazaha,Ary ny Sabata+ mba hahafahanay hivarotra varimbazaha indray? Dia ho afaka hampiasa efaha* kely kokoaSy sekely* mavesatra kokoa izahay,Dia tsy ho marina intsony ny mizana, ka ho afaka hanambaka izahay.+ Mika 6:11, 12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Madio* ve aho raha mampiasa mizana mandainga,Sy manana kitapo misy vatomizana tsy marina?+ 12 Fa mahery setra be ny mpanankarenany,Mandainga ny mponina ao aminy,+Ary mamitaka ny lelan’izy ireo.+
5 Ka miteny hoe: ‘Rahoviana vao ho tapitra ny fetin’ny tsinam-bolana+ mba hivarotanay varimbazaha,Ary ny Sabata+ mba hahafahanay hivarotra varimbazaha indray? Dia ho afaka hampiasa efaha* kely kokoaSy sekely* mavesatra kokoa izahay,Dia tsy ho marina intsony ny mizana, ka ho afaka hanambaka izahay.+ Mika 6:11, 12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Madio* ve aho raha mampiasa mizana mandainga,Sy manana kitapo misy vatomizana tsy marina?+ 12 Fa mahery setra be ny mpanankarenany,Mandainga ny mponina ao aminy,+Ary mamitaka ny lelan’izy ireo.+
11 Madio* ve aho raha mampiasa mizana mandainga,Sy manana kitapo misy vatomizana tsy marina?+ 12 Fa mahery setra be ny mpanankarenany,Mandainga ny mponina ao aminy,+Ary mamitaka ny lelan’izy ireo.+