-
Isaia 3:16Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
16 Hoy koa i Jehovah: “Mianjonanjona ireo zanakavavin’i Ziona,
Ary milanjalanja loha* rehefa mandeha.
Manao maso mambabo izy ireo sady jejojejo erỳ rehefa mamindra,
Ka mampikorintsana ny rojo eny an-tongony.
-