Ezekiela 22:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Mandray kolikoly ny olona ao aminao mba handatsahan-dra.+ Maka zanabola+ sy maka tombony* ianao rehefa mampindram-bola.+ Alainao an-keriny koa ny volan’ny namanao. Hadinonao tanteraka aho’, hoy i Jehovah Tompo Fara Tampony.
12 Mandray kolikoly ny olona ao aminao mba handatsahan-dra.+ Maka zanabola+ sy maka tombony* ianao rehefa mampindram-bola.+ Alainao an-keriny koa ny volan’ny namanao. Hadinonao tanteraka aho’, hoy i Jehovah Tompo Fara Tampony.