FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jeremia 25:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Ary nirahin’i Jehovah tany aminareo ny mpaminany mpanompony rehetra. Imbetsaka izy no* naniraka azy ireny tany aminareo, nefa tsy nihaino ianareo na nanongilan-tsofina.+

  • Ezekiela 3:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 “Ry zanak’olona, notendreko ho mpitily ho an’ny taranak’Israely ianao.+ Dia tsy maintsy mampitandrina azy ireo ianao rehefa maheno an’izay lazaiko.+

  • Habakoka 2:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Hijoro foana eo amin’ny toerana fiambenako aho,+

      Ary tsy hiala eo ambony manda.*

      Hiambina foana aho mba hahafantarako an’izay holazainy amin’ny alalako,

      Ary mba hahitako an’izay havaly rehefa anarina aho.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara