-
Isaia 58:1Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
58 “Miantsoantsoa faran’izay mafy, fa aza miahotrahotra mihitsy.
Ataovy mafy be hoatran’ny feon’anjombona ny feonao,
Ka lazao amin’ny vahoakako hoe nikomy izy ireo,+
Ary amin’ny taranak’i Jakoba hoe nanota izy ireo.
-