FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jeremia 9:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  7 Koa izao no lazain’i Jehovah Tompon’ny tafika:

      “Hataoko mitsonika izy ireo ka hosedraiko,+

      Satria inona moa no mbola azoko atao amin’ny zanakavavin’ny fireneko?

  • Ezekiela 22:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Angonina ho ao anaty fatana fandrendrehana daholo ny volafotsy sy varahina sy vy sy firamainty ary firapotsy, dia avy eo tsofina ny afo mba hampitsonika azy. Dia hoatr’izany koa fa hangoniko daholo ianareo sady ho tezitra sy hisafoaka ihany aho, dia avy eo hotsofiko sy hataoko mitsonika.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara