Deoteronomia 24:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 “Aza mamoaka didim-pitsarana tsy ara-drariny rehefa mitsara ny vahiny na ny kamboty ray,+ ary aza alaina ho antoka ny akanjon’ny mpitondratena.+ Salamo 82:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Arovy* ny madinika sy ny kamboty ray.+ Omeo rariny ny olona tsy misy mpiaro sy ny tsy manana na inona na inona.+ Zakaria 7:9, 10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Jakoba 1:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
17 “Aza mamoaka didim-pitsarana tsy ara-drariny rehefa mitsara ny vahiny na ny kamboty ray,+ ary aza alaina ho antoka ny akanjon’ny mpitondratena.+
3 Arovy* ny madinika sy ny kamboty ray.+ Omeo rariny ny olona tsy misy mpiaro sy ny tsy manana na inona na inona.+