Eksodosy 32:9, 10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Hoy koa i Jehovah tamin’i Mosesy: “Hitako fa vahoaka mafy loha* io vahoaka io.+ 10 Koa aleo aho hanampatra ny hatezerako aminy dia handringana azy ireo. Fa ianao kosa hataoko lasa firenena lehibe.”+ Jeremia 11:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 “Fa ianao* kosa, aza mivavaka ho an’ity vahoaka ity. Aza mitaraina na mivavaka ho azy,+ fa tsy hihaino aho rehefa miantso ahy izy ireo noho ny loza manjo azy.
9 Hoy koa i Jehovah tamin’i Mosesy: “Hitako fa vahoaka mafy loha* io vahoaka io.+ 10 Koa aleo aho hanampatra ny hatezerako aminy dia handringana azy ireo. Fa ianao kosa hataoko lasa firenena lehibe.”+
14 “Fa ianao* kosa, aza mivavaka ho an’ity vahoaka ity. Aza mitaraina na mivavaka ho azy,+ fa tsy hihaino aho rehefa miantso ahy izy ireo noho ny loza manjo azy.