Hosea 4:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Fa lasa maditra hoatran’ny ombivavy maditra ny Israely.+ Koa i Jehovah ve dia mbola hiandry azy eny amin’ny tany be vilona,* toy ny ataon’ny mpiandry zanak’ondry? Zakaria 7:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Nataony mafy toy ny vato* ny fony,+ dia tsy nankatoaviny ny lalàna* sy ny teny nolazain’i Jehovah Tompon’ny tafika tamin’ny alalan’ny fanahiny ka nasainy nampitain’ny mpaminaniny fahiny.+ Dia tezitra be i Jehovah Tompon’ny tafika.”+
16 Fa lasa maditra hoatran’ny ombivavy maditra ny Israely.+ Koa i Jehovah ve dia mbola hiandry azy eny amin’ny tany be vilona,* toy ny ataon’ny mpiandry zanak’ondry?
12 Nataony mafy toy ny vato* ny fony,+ dia tsy nankatoaviny ny lalàna* sy ny teny nolazain’i Jehovah Tompon’ny tafika tamin’ny alalan’ny fanahiny ka nasainy nampitain’ny mpaminaniny fahiny.+ Dia tezitra be i Jehovah Tompon’ny tafika.”+