-
2 Mpanjaka 24:1Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
24 Tonga nanafika an’ilay tany i Nebokadnezara+ mpanjakan’i Babylona tamin’ny andron’i Joiakima. Koa lasa mpanompon’i Nebokadnezara nandritra ny telo taona i Joiakima. Nikomy taminy anefa izy tamin’ny farany.
-