Jeremia 10:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Henoy! Izany misy filazana! Migodongodona mafy avy any amin’ilay tany any avaratra+ ny fahavalo,Mba hahatonga an’ireo tanànan’i Joda ho aolo sy ho lasa fonenan’ny alikadia.+
22 Henoy! Izany misy filazana! Migodongodona mafy avy any amin’ilay tany any avaratra+ ny fahavalo,Mba hahatonga an’ireo tanànan’i Joda ho aolo sy ho lasa fonenan’ny alikadia.+