-
Salamo 106:27Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
27 Hataony miampatrampatra any amin’ireo firenena ny fatin’ny taranany,
Ary haparitany any amin’ny tany samy hafa izy ireo.+
-
-
Zakaria 7:14Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
14 ‘Ary naparitako tamin’ny tafio-drivotra izy ireo ka niely eran’ny firenena rehetra tsy fantany.+ Dia tsy nisy mponina intsony ilay tany rehefa nilaozan’izy ireo, ka tsy nisy nandalo na niverina nankany.+ Lasa tsy nahafinaritra intsony ilay tany noho ny nataon’izy ireo, ka nihorohoro ny olona rehefa nahita azy io.’”
-