Jeremia 49:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 49 Izao no lazain’i Jehovah momba ny Amonita:+ “Tsy manan-janaka lahy angaha ny Israely? Tsy manana mpandova angaha izy? Koa nahoana no alain’i Malkama+ ny tanin’i Gada?+ Ary nahoana ny vahoakany no mipetraka ao amin’ireo tanànan’ny Israely?” Ezekiela 25:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 “Ry zanak’olona, mitodiha any amin’ny Amonita,+ ary maminania hoe hisy loza hanjo azy.+
49 Izao no lazain’i Jehovah momba ny Amonita:+ “Tsy manan-janaka lahy angaha ny Israely? Tsy manana mpandova angaha izy? Koa nahoana no alain’i Malkama+ ny tanin’i Gada?+ Ary nahoana ny vahoakany no mipetraka ao amin’ireo tanànan’ny Israely?”