Eksodosy 15:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Samoela 7:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Izany no mahatonga anao ho tena miavaka,+ ry Jehovah Tompo Fara Tampony ô! Fa tsy misy hoatr’anao,+ ary tsy misy Andriamanitra ankoatra anao.+ Manamarina an’izany ny zava-drehetra henonay. Salamo 86:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Tsy misy hoatr’anao ireo andriamanitra, Jehovah ô!+Tsy misy mahavita ny vitanao.+
22 Izany no mahatonga anao ho tena miavaka,+ ry Jehovah Tompo Fara Tampony ô! Fa tsy misy hoatr’anao,+ ary tsy misy Andriamanitra ankoatra anao.+ Manamarina an’izany ny zava-drehetra henonay.