Salamo 89:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Fa iza any an-danitra no afaka mifampitaha amin’i Jehovah?+ Iza amin’ireo zanak’Andriamanitra+ no mitovy amin’i Jehovah? Daniela 4:35 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 35 Tsinontsinona ny mponina rehetra eto an-tany, raha ampitahaina aminy. Manao izay sitrapony rehetra izy, eo amin’ny tafiky ny lanitra sy ny mponina eto an-tany. Tsy misy mahasakana azy,*+ na afaka miteny aminy hoe: ‘Fa inona ity ataonao?’+
6 Fa iza any an-danitra no afaka mifampitaha amin’i Jehovah?+ Iza amin’ireo zanak’Andriamanitra+ no mitovy amin’i Jehovah?
35 Tsinontsinona ny mponina rehetra eto an-tany, raha ampitahaina aminy. Manao izay sitrapony rehetra izy, eo amin’ny tafiky ny lanitra sy ny mponina eto an-tany. Tsy misy mahasakana azy,*+ na afaka miteny aminy hoe: ‘Fa inona ity ataonao?’+