-
Isaia 44:19Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
19 Tsy mba misy mieritreritra mihitsy izy ireo ao am-pony,
Ary tsy misy mahalala na mba misaina, ka miteny hoe:
“Ny antsasany nodorako,
Dia nanao mofo sy nitono hena teo ambonin’ny vainafo aho mba hohaniko.
Dia izaho ve dia hanao zava-maharikoriko amin’ny ambin’ilay hazo?+
Izaho ve dia hivavaka amin’izay vatan-kazo?”*
-