-
Jeremia 51:15, 16Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
15 Izy Ilay nanao ny tany tamin’ny heriny,
Dia Ilay nanao izay hahamafy orina ny tany lonaka tamin’ny fahendreny,+
Sy namelatra ny lanitra tamin’ny fahiratan-tsainy.+
16 Rehefa ataony heno ny feony,
Dia misamboaravoara ny rano eny amin’ny lanitra,
Ary mampiakatra rahona* avy any amin’ny faran’ny tany izy.
-