Deoteronomia 32:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Fa ny anjaran’i Jehovah dia ny vahoakany,+Ary i Jakoba no lovany.+ Salamo 135:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Fa nofidin’i Jah ho azy i Jakoba,Nofidiny ho fananany manokana*+ i Israely.