FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 17:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  5 Avelao hanaraka foana ny lalanao ny diako,

      Amin’izay dia tsy ho tafintohina ny tongotro.+

  • Salamo 37:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Mitarika ny dian’ny olona i Jehovah,*+

      Rehefa mahafaly azy izay ataon’ilay olona.*+

  • Ohabolana 16:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  3 Ankino amin’i Jehovah daholo izay ataonao,+

      Dia hahomby izay kasainao hatao.

  • Ohabolana 20:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 I Jehovah no mitarika ny dian’ny olona;+

      Fa ahoana moa no ahafantaran’ny olona an’izay lalana tokony halehany?*

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara