FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 79:6, 7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  6 Anamparo ny hatezeranao ireo firenena tsy mahalala anao,

      Sy ireo fanjakana tsy miantso ny anaranao.+

       7 Fa naripak’izy ireo i Jakoba,

      Ary noravany ny taniny.+

  • Jeremia 8:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Heno avy any Dana ny fiefonefon’ny soavalin’ny fahavalo.

      Mihovotrovotra ilay tany manontolo

      Rehefa maheno ny feon’ireo soavalilahy mikiakiaka.

      Tonga ny fahavalo ka mandripaka an’ilay tany sy izay rehetra ao aminy,

      Dia ny tanàna sy ny mponina ao.”

  • Fitomaniana 2:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Antsoinao avy any amin’ny vazan-tany efatra ny horohoro, toy ny hoe hamonjy fety.+

      Tsy nisy afa-nandositra na tafavoaka velona, tamin’ny andro fahatezeran’i Jehovah.+

      Naripaky ny fahavaloko ireo zaza naterako* sy notezaiko.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara