17 Na ireny mpitsara ireny aza anefa tsy nohenoiny, fa naleony nanompo andriamani-kafa sy niankohoka tamin’izy ireny. Vetivety izy ireo dia tsy nanao intsony hoatran’ny nataon’ny razambeny, izay nankatò ny didin’i Jehovah.+ Tsy mba nanao hoatr’izany izy ireo.