Deoteronomia 32:37, 38 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 37 Dia hilaza izy hoe: ‘Aiza izao ireny andriamaniny ireny,+Dia ny vatolampy nialokalofany,38 Izay nihinana ny tavin’ny sorona* natolotr’izy ireo,Ary nisotro ny divay nateriny ho fanatitra zava-pisotro?+ Aleo ireny hitsangana hanampy anareo. Aleo ireny ho lasa toerana ialokalofanareo. Jeremia 2:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Aiza izao ireo andriamanitra nataonareo?+ Aoka ireny no hitsangana raha mahavonjy anareo amin’ny fotoana hiavian’ny loza.Fa lasa be dia be hoatran’ny tanànanareo ny andriamanitrareo, ry Joda ô!+
37 Dia hilaza izy hoe: ‘Aiza izao ireny andriamaniny ireny,+Dia ny vatolampy nialokalofany,38 Izay nihinana ny tavin’ny sorona* natolotr’izy ireo,Ary nisotro ny divay nateriny ho fanatitra zava-pisotro?+ Aleo ireny hitsangana hanampy anareo. Aleo ireny ho lasa toerana ialokalofanareo.
28 Aiza izao ireo andriamanitra nataonareo?+ Aoka ireny no hitsangana raha mahavonjy anareo amin’ny fotoana hiavian’ny loza.Fa lasa be dia be hoatran’ny tanànanareo ny andriamanitrareo, ry Joda ô!+