Lioka 13:35 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 35 Dia avela ho anareo eo ny tranonareo!*+ Lazaiko aminareo fa tsy hahita ahy intsony ianareo mandra-pilazanareo hoe: ‘Hotahina anie ilay tonga amin’ny anaran’i Jehovah!’”*+
35 Dia avela ho anareo eo ny tranonareo!*+ Lazaiko aminareo fa tsy hahita ahy intsony ianareo mandra-pilazanareo hoe: ‘Hotahina anie ilay tonga amin’ny anaran’i Jehovah!’”*+