-
Ezekiela 34:7, 8Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
7 “‘“Henoy àry ny tenin’i Jehovah, ry mpiandry ondry: 8 ‘“Lasa remby sy lanin’ny bibidia ny ondriko satria tsy nisy mpiandry. Ny mpiandry koa tsy nitady ny ondriko fa namahan-tena fotsiny, ka tsy nomeny sakafo ny ondriko. Raha mbola velona koa aho”, hoy i Jehovah Tompo Fara Tampony,
-