-
Isaia 56:9Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
9 Tongava daholo ka mihinàna, ry bibidia rehetra any an-tsaha,
Dia ianareo bibidia rehetra any an’ala.+
-
-
Jeremia 7:33Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
33 Ho lasa sakafon’ny voro-manidina sy ny bibidia ny fatin’ity vahoaka ity. Ary tsy hisy hampatahotra an’ireny biby ireny ka hampandositra azy.+
-