-
Mika 6:15Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
15 Hamafy ianao nefa tsy hijinja.
Hanitsakitsaka oliva ianao nefa tsy hampiasa ny menaka azo avy aminy,
Ary hanao divay vaovao nefa tsy hisotro akory.+
-