-
Jeremia 6:21Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
21 Koa izao no tenin’i Jehovah:
“Hasiako vato mahatafintohina eo anoloan’ity vahoaka ity,
Ka ho tafintohina izy ireo,
Dia ny ray sy ny zanany,
Ary ny mpiara-monina sy ny namany.
Ho faty daholo izy ireo.”+
-