-
Jeremia 12:4Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
4 Mandra-pahoviana ity tany ity no ho karakaina,
Ary mandra-pahoviana ny zavamaniry eny an-tsaha no ho maina?+
Ripaka ny biby sy ny vorona
Noho ny faharatsian’ny mponina ao.
Hoy mantsy izy ireo: “Tsy hahita an’izay hitranga amintsika izy.”
-
-
Joela 1:18Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
18 Na ny biby fiompy aza mitaraindraina!
Mirenireny tsy mahita haleha intsony ny andian’omby, satria tsy mahita ahi-maitso,
Ary mijaly koa ny andian’ondry.
-