-
Jeremia 2:23Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
23 Ahoana no ilazanao hoe: ‘Tsy nandoto ny tenako aho,
Ary tsy nanaraka an’ireo Bala’?
Mba diniho ny anton-dianao tany an-dohasaha,
Ary eritrereto izay nataonao.
Hoatran’ny ramevavavy tanora haingam-pandeha ianao,
Izay mihazakazaka etsy sy eroa fotsiny.
-