Hosea 8:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Manolotra fanatitra atao fanomezana ho ahy izy ireo, dia mihinana ny henan’ilay fanatitra.Tsy tian’i Jehovah anefa ireny fanatitra ireny.+ Hahatsiaro ny fahadisoan’izy ireo izy, ka hanasazy azy noho izy nanota.+ Niverina tany* Ejipta izy ireo.+
13 Manolotra fanatitra atao fanomezana ho ahy izy ireo, dia mihinana ny henan’ilay fanatitra.Tsy tian’i Jehovah anefa ireny fanatitra ireny.+ Hahatsiaro ny fahadisoan’izy ireo izy, ka hanasazy azy noho izy nanota.+ Niverina tany* Ejipta izy ireo.+