FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ezekiela 36:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 “Lazao amin’ny taranak’Israely àry hoe: ‘Izao no tenin’i Jehovah Tompo Fara Tampony: “Tsy noho ianareo no hanaovako an’izany, ry taranak’Israely ô, fa noho ny anarako masina. Nozimbazimbainareo tany amin’ireo firenena nandehananareo mantsy ny anarako masina.”’+

  • Daniela 9:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 “Ry Jehovah Andriamanitray ô, efa nitondra ny vahoakanao nivoaka avy tany Ejipta tamin’ny tanana matanjaka ianao,+ ary nataonao nalaza ny anaranao hatramin’izao androany izao.+ Efa nanota sy nanao ratsy izahay.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara