Isaia 40:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 “Manaova teny manohina ny fon’i* Jerosalema.Lazao aminy fa efa vita ny asa an-terivozona nataony,Ary efa voaonitra ny fahadisoany.+ Efa nataon’i Jehovah nanefa ny sazy sahaza azy* izy, noho ny fahotany rehetra.”+
2 “Manaova teny manohina ny fon’i* Jerosalema.Lazao aminy fa efa vita ny asa an-terivozona nataony,Ary efa voaonitra ny fahadisoany.+ Efa nataon’i Jehovah nanefa ny sazy sahaza azy* izy, noho ny fahotany rehetra.”+