-
2 Mpanjaka 16:7Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
7 Naniraka olona nankany amin’i Tiglato-pilesera+ mpanjakan’i Asyria àry i Ahaza, mba hilaza hoe: “Mpanomponao aho sady zanakao. Koa miakara hamonjy ahy amin’ny mpanjakan’i Syria sy ny mpanjakan’ny Israely, fa manafika ahy ry zareo.”
-
-
Hosea 5:13Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
13 Rehefa hitan’i Efraima ny aretiny, ary hitan’i Joda ny feriny,
Dia nankany Asyria i Efraima,+ sady naniraka olona ho any amin’ny mpanjaka lehibe.
Tsy nahavita nitsabo anareo anefa izy,
Sady tsy nahavita nanasitrana ny ferinareo.
-