-
Nehemia 13:19Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
19 Raha vao nihamaizina àry ny andro, talohan’ny Sabata, dia nasaiko nohidiana ny vavahadin’i Jerosalema. Tsy navelako hosokafana ilay izy raha tsy taorian’ny Sabata. Nasaiko nijanona teo am-bavahady koa ny mpanompoko sasany, mba tsy hisy entana ho tafiditra amin’ny andro sabata.
-