4 Fa raha tena mankatò an’izany teny izany ianareo, dia hiditra amin’ny vavahadin’ity trano ity ireo mpanjaka mipetraka eo amin’ny seza fiandrianan’i Davida.+ Ary hitaingina kalesy sy soavaly izy ireo sy ny mpanompony ary ny vahoakany,+ amin’izany fotoana izany.”’