Jeremia 19:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Izao no nolazain’i Jehovah: “Mandehana mividy jaogy kely any amin’ny mpanefy tanimanga,+ ary miantsoa anti-panahy* eo amin’ny vahoaka sy anti-panahy mpisorona.
19 Izao no nolazain’i Jehovah: “Mandehana mividy jaogy kely any amin’ny mpanefy tanimanga,+ ary miantsoa anti-panahy* eo amin’ny vahoaka sy anti-panahy mpisorona.