Isaia 1:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Misasà ka diovy ny tenanareo.+Esory tsy ho eo imasoko ny zava-dratsy ataonareo,Ary aza manao ratsy intsony.+ Ezekiela 18:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 “‘Angaha sitrako ny hahafatesan’ny ratsy fanahy?’,+ hoy i Jehovah Tompo Fara Tampony. ‘Tsy satriko aza ve izy mba miala amin’ny ratsy fanaony dia ho velona?’+
16 Misasà ka diovy ny tenanareo.+Esory tsy ho eo imasoko ny zava-dratsy ataonareo,Ary aza manao ratsy intsony.+
23 “‘Angaha sitrako ny hahafatesan’ny ratsy fanahy?’,+ hoy i Jehovah Tompo Fara Tampony. ‘Tsy satriko aza ve izy mba miala amin’ny ratsy fanaony dia ho velona?’+