Jeremia 12:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Fa ianao kosa, Jehovah ô, mahalala tsara ahy+ sady mahita ahy.Nodinihinao ny foko ka hitanao fa mifikitra aminao.+ Avaho toy ny ondry hovonoina izy ireny,Ary atokàny ho amin’ny andro famonoana.
3 Fa ianao kosa, Jehovah ô, mahalala tsara ahy+ sady mahita ahy.Nodinihinao ny foko ka hitanao fa mifikitra aminao.+ Avaho toy ny ondry hovonoina izy ireny,Ary atokàny ho amin’ny andro famonoana.