Jeremia 11:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Mitsara araka ny rariny anefa i Jehovah Tompon’ny tafika.Mandinika ny eritreritra lalina indrindra* sy ny fo+ izy. Avelao aho hahita ny hamalianao azy ireny,Satria ianao no nanankinako ny ady nataoko teny amin’ny fitsarana! 1 Petera 2:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Tsy mba nanambanimbany* izy+ rehefa nisy nanambanimbany.*+ Tsy mba nandrahona izy rehefa nijaly,+ fa nanankina ny fiainany kosa tamin’Ilay mitsara+ araka ny rariny.
20 Mitsara araka ny rariny anefa i Jehovah Tompon’ny tafika.Mandinika ny eritreritra lalina indrindra* sy ny fo+ izy. Avelao aho hahita ny hamalianao azy ireny,Satria ianao no nanankinako ny ady nataoko teny amin’ny fitsarana!
23 Tsy mba nanambanimbany* izy+ rehefa nisy nanambanimbany.*+ Tsy mba nandrahona izy rehefa nijaly,+ fa nanankina ny fiainany kosa tamin’Ilay mitsara+ araka ny rariny.